Ny amiko efa nomeko anao
Fitiavako iny tena ao am-poko ao
Fa ny ahy, ny ahy rehefa tia aho dia tia
Miangavy mafy aho sao hodinao tsy hita
Fo iray natolotro anao
Fitia madio tsy hivazivazy aho
Fa ianao, ianao ve efa ela tia ahy
Lay fitia moa aza atao sangisangy
ref: hiezaka mafy aho
hiezaka ny ho tinao
hiezaka hatrany hatrany
ao moa e!
hiezaka mafy aho
hiezaka ny ho tianao
hiezaka aho fa mijaly
ao moa e!(4x)
Iny ilay efa nomeko anao
Fitiavana io tena ao am-poko ao
Fa ny ahy
Ny ahy ianao io ianao iany
Tsy mbola miova aloha lay fitiavako
Fitia iray efa nomeko anao
Fitia amin’ny fo fa tsy hivazivazy aho
Fa ianao, ianao io ve tena tia?
Fa ilay fontsika sao hodinao tsy hita
ref:(2x) hiezaka mafy aho..................
...........................................